Ampio ny tenanao…MAMELA HELOKA
Koa satria nandray ny famelan-keloka avy amin'Andriamanitra isika dia afaka mamela ny heloky ny hafa izay nanota tamintsika na nanisy ratsy antsika.
Mandresy amin’ny saina (1MB)
Ny saina no toeram-piadiana. Tena ilaina ny hanitsintsika ny fisainantsika amin’ny fisainan’Andriamanitra.
Fomba fiainana vaovao (1MB)
Lazao azy tiako izy (2 MB)