Ampio ny tenanao…MAMELA HELOKA

Tonga tety an-tany Jesosy mba ho voavela ny helotsika ary mba hanarenana ny fifandraisantsika akaiky amin’Andriamanitra amin’ny alalany. Ny fanomezana famelan-keloka mamaimpoana avy Aminy dia tena tsara loatra ka tsy manam-paharoa ary tsy misy azo ampitahaina aminy. Andriamanitra dia manantena antsika hanome maimaimpoana ho an’ny hafa izay nomeny maimaimpoana ho antsika koa. Koa satria nandray ny famelan-keloka avy amin’Andriamanitra isika dia afaka mamela ny heloky ny hafa izay nanota tamintsika na nanisy ratsy antsika.

Sintonina izao
Do Yourself A Favor MALAGASY
Facebook icon Twitter icon Instagram icon Pinterest icon Google+ icon YouTube icon LinkedIn icon Contact icon