Mandresy amin’ny saina (1MB)

Maro be ny olona no miorim-paka amin’ny fomba fisainana izay mitondra mazava ho azy ny olana izay tsapany eo amin’ny fiainany. Satana dia manolotra saina diso ho an’ny olona rehetra, nefa tsy voatery hanaiky izay atolony isika. Fantaro hoe karazana fisainana manao ahoana no eken’ny Fanahy Masina sy tsy ekeny. Ny saina no toeram-piadiana. Tena ilaina ny hanitsintsika ny fisainantsika amin’ny fisainan’Andriamanitra. Izany dia asa izay mila fotoana sy fianarana. Rehefa manomboka azonao ny drafitr’Andriamanitra ho an’ny fisainanao, dia hanomboka handeha amin’izany ianao.

Sintonina izao
Battlefield of the Mind MALAGASY
Facebook icon Twitter icon Instagram icon Pinterest icon Google+ icon YouTube icon LinkedIn icon Contact icon